Teny iditra sakafo lanin-tompony
Singan-teny sakafo ; lany ; tompo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sakafo niandrasana vahiny tsy tonga ka lanin' izy nanao azy ihany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31