Teny iditra | saily | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Laharan-tsikidy fahefatra ambin' ny folo, milaza ny reny na ny be sy ny maso [1.1] | ||
Mpanahaka | sikidy | ||
Teny iditra | saily | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Reny na ny niteraka na hafa (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | saily | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Nom d'une liane, d'après Dandouau . [1.196] | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Fivaditsoratra | asily, saily, Silia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/10/01 |