Teny iditra safo-drorohany
Singan-teny safotra ; roroha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny jabora mandrakotra ny rorohan' omby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La graisse qui enveloppe la panse des animaux [1.3]
Ohatra Alaovy avokoa ny sabora safodrorohany, ny saron' atiny, ny voany roa mbamin' ny fonom-boany, ka indray dory hanetona eo ambony otely. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02