Teny iditra safo-drano
Singan-teny safotra ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fihoaran' ny rano ivelan' ny masondrano noho ny habetsahan' ny orana ka mahatonga azy hihanaka eran' ny manodidina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A flood, a deluge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Inondation, déluge [1.8]
Tovy hevitra tondra-drano

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02