Teny iditra | sadika | ||||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanambarana hazo amin'ny tendrony [1.13] | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Enfourchure [1.13] | ||||||||||||||||||||||||
Voambolana | Haitao | ||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sadika io | ||||||||||||||||||||||||
Teny iditra | sadika | ||||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Salaka [1.78] | ||||||||||||||||||||||||
Salaka; lamba nahodidina ny valahana dia natao toy ny salaka. [1.1] | |||||||||||||||||||||||||
Salaka [1.13] | |||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pagne [1.13] | ||||||||||||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Tovy hevitra | sadia | ||||||||||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |