Teny iditra | sadia | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Salaka [1.78] | ||||||||||||
[Tanala] Salaka: K'aja mañano sadia be miamboho vody [1.78] | |||||||||||||
Salaka; lamba nahodidina ny valahana dia natao toy ny salaka. [1.1] | |||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | sadika | ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sadia io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |