Teny iditra | rovi-damba ririnina: mosarem-pahavaratra | |
Singan-teny | rovi-damba ririnina ; mosarem-pahavaratra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona ao anatin' ny tena fahoriana na niharan' ny fahavoazana lehibe [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |