Teny iditra | rongaronga | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitomboana haingana, faharorohana ao anatin' ny fotoana tsy ela [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Croissance rapide, comme celle des pousses de bambou, de l'inflorescence des Agaves, etc. [1.196] | |||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |