Teny iditra | mirongaronga (rongaronga) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitombo haingana, maroroka izaitsizy ao anatin' ny fotoana tsy ela: Mirongaronga erỳ ity zanakao faralahy ity [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mirangorango, mirongaronga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |