Teny iditra |
rona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Firaikana mankany aloha na aoriana, mitongilana miankavia na miankavanana [1.1]
|
| Jereo fironana
[1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Inclinaison [1.3, 1.13]
|
| Fig. action de fléchir [1.3]
|
Sampanteny |
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
roña
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
banga
[1.78]
|
| [Tanosy]
Banga (nify) [1.78]
|
|
Teny iditra |
rona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
Nom d'un arbuste indéterminé, d'après Dandouau. [1.196]
|
Voambolana |
|