Teny iditra | romotra | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Mad as from rabbies; furious [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Atteint par la rage des chiens; furieux [1.8] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |