Teny iditra mandromotra (romotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Manaikitra [1.78]
 Manaikitra, mandrovitra amin' ny nify, amin' ny tanana
Mandidy amin' ny antsy dombo, manapaka amin' ny tsofa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandromotra
Ny lasa : nandromotra
Ny hoavy : handromotra
Filaza mandidy : mandromota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05