Teny iditra | roatra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vorivory fotsy miforona eo ambonin' ny rano; tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin' ny rano midona mafy amin-javatra ka miverina mifanena, na avy amin' ny rano misy savony, na avy amin' ny vary andrahoina [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Foam, froth [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | écume, débordement [1.8] | |||||||||||||||
(général). Ecume que font certains fruits ou légumes quand on les faits cuire. Par exemple :
| ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny roatra io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |