Teny iditra | fandroatra (roatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiforonan' ny roatra amin' ny zavatra iray rehefa tenehina: Indray mipy maso fotsiny ny fandroatran' ny ronono [1.1] | |
Fivaditsoratra | afandrotra, fandraotra, fandroatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |