Teny iditra |
ringitra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Enti-milaza zavamaniry afa-dravina [1.78]
|
| Afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra (volo) fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Crépu, laineux; se dit des cheveux, des poils, des plumes; rabougri, ratatiné [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ringitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(pris adjectivement, désigne les feuilles frisées ou rabougries, ou très densément serrées). Nom donné aux arbres qui ont de telles feuilles. On désigne plus spécialement ainsi : Weinmannia baehniana Bernardi (Cunoniaceae) espèce autochtone qui se maintient en
savoka après la dégradation de la forêt primitive. Par extension, on appelle aussi
ringitra, la forêt primaire, par opposition au
savoka. D'où le nom :
andringitra, donné aux montagnes qui portent encore de la végétation primaire.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Weinmannia baehniana |
Kamban-teny |
|
|