Entrée ringa
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika
Dérivations 

Entrée ringa
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] tolona (ady)
¶ mangahazo (kilalao)
  [Rakotosaona 1975] [Bara] tolona kilalao (amin'ny samy olona)
  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] tolona
  [Rajemisa 1985] [Bara] Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa
Vocabulaire 
Origine Anglais: ring.

Entrée ringa
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Sakalava] (Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile). Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis (Arènes ) Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 3924. Voir aussi aboringa.
Vocabulaire 
Nom scientifique Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis

Mis à jour le 2020/07/31