Teny iditra | ravimbody | |
Singan-teny | ravina ; vody | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo faritra roa be nofo mamaritra ny lamosina ambany, ny fitombenana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The buttocks [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Les fesses [1.8] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |