Teny iditra | ra otrika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ra maloto mivoaka avy ao anatin' ny vay tsy vaky, ohatra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Blood mixed with pus from a boil or the lungs. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sang coagulé, comme celui qui sort d'un abcès [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny fotony | ra, otrika | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |