Teny iditra raoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana zavatra, ka izay mahafeno ny tanana, na ny tanana anila na ny tanana anankiroa; fandraisana zavatra indray miaraka [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra raoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A spear, a javelin. See lefona, saboha, solohy [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31