Teny iditra | raoka | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fakana zavatra, ka izay mahafeno ny tanana, na ny tanana anila na ny tanana anankiroa; fandraisana zavatra indray miaraka [1.1] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
| |||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Teny iditra | raoka | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A spear, a javelin. See lefona, saboha, solohy [1.2] | ||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |