|
|
|
|

Teny iditra1  rano tsilany
Singan-teny  2  rano, tsilany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy
5  (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [1.1]
Ohatra  6  Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01