Teny iditra ranon-tsokay
Singan-teny rano ; sokay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Eaux de chaux [1.13]
Ohatra Ny zavatra sasany izay enti-mamono bibikely hanimba zava-maniry tahaka izany dia ranontsokay sy solifara sy lasantsy ary paraky. [1.357]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24