Teny iditra ranonoram-baratra
Singan-teny ranonorana ; varatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy The heavy rain accompanied with thunder. [1.2]
Ohatra Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra. [2.324]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16