Teny iditra Ranomianatsimovody
Singan-teny rano ; atsimo ; vody
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny anglisy The name of a tribe in the east of Imerina. [1.2]
Ohatra Rafaralahitsidiso no komandy napetrak' i Radama nitondra ny Ranomianatsimovody manontolo. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01