Teny iditra ranomamy
Singan-teny rano ; mamy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano avy amin' ny loharano (ampiasaina indrindra raha miteny mifanohitra amin' ny ranomasina): Trondron-dranomamy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Eau douce [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09