Teny iditra ramitambina (ra-, tambina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-javamaniry hita maniry eny ambonin' ny angavodiana. (Loranthus) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A parasitic plant found on the angavodiana. (Vak. Ank. ) Loranthus sp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de mitambina : action de soutenir quelqu'un pendant sa maladie, de le soulager). D'après Malzac : « Plante parasite qui pousse sur l' angavodiana ; espèce de loranthus ». [1.196]
Anarana siantifika Loranthus
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05