Teny iditra | 1 raiheka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-kazo fanao trano, atao koa hoe famelona [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 (déformation de rahiaka). Malzac cite son nom et identifie au famelona, ce qui est exact. Gambeya boiviniana Pierre (Sapotaceae). Bois de construction. Fruits comestibles, mais de qualité médiocre. [Bezanozano]
[1.196] |
Voambolana |
5 Haizavamaniry: hazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 7 aherika, raiheka, rehiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |