Teny iditra | py | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fikimpiana maso [1.78] | |||||||||||||||
Fikimpikimpin' ny maso, baiko atao amin' ny maso [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A twinkle, a wink. Used of the eye [1.2] | |||||||||||||||
A winking of the eye(s) [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Clignotement des yeux [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | py | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Maranitra (tandrok' ombalahy) [1.1] | |||||||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |