Teny iditra apy (py)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Akimpikimpy: Aza apy ohatra izao ny masonao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : apy, apiko, apinao, apiny, apintsika, apinay, apinareo, apin', apin-, apim-
Ny lasa : napy, napiko, napinao, napiny, napintsika, napinay, napinareo, napin', napin-, napim-
Ny hoavy : hapy, hapiko, hapinao, hapiny, hapintsika, hapinay, hapinareo, hapin', hapin-, hapim-
Filaza mandidy : apizo
Tovy hevitra apipy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20