Teny iditra poritra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tery: Poritra aho fa mikisakisaha
Sahirana mafy: Poritry ny volan' olona izy ka namidiny ny ombiny
Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Squeezed or crushed; embarrassed in trouble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Embarrassé, troublé [1.8]
Ohatra Tsy nisy intsony ny karaman-jaitra, mpamonjy poritra anay. [2.472]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31