Teny iditra | poa-tany | |
Singan-teny | poaka ; tany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiaingana maraina avy ao antrano tsy nanendry ody ambavafo na ody lolo akory (aza afangaro amin' ny po-tany) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Setting out in the night so as to arrive first at a place in the morning [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de se mettre en route de grand matin avant de rien manger [1.3] | |
Fivaditsoratra | atapony, poa-tany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |