Teny iditra | poa-bary | |
Singan-teny | poa- (poaka) ; -bary (vary) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny vary akotry atono eo am-patana ka mipoapoaka Enti-milaza ny poa-basin' ny miaramila izay miara-mirefodrefotra tsy araka ny baiko nomena azy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pétillement du riz qu'on grille Coups de fusil tirés sans aucun ordre par plusieurs soldats [1.3] | |
(de poaka : petite explosion ; et vary : riz). Riz décortiqué dont les grains sont torréfiés à sec : ils éclatent comme ceux du « pop-corn », d'où le nom. Objet d'un petit commerce. [1.196] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |