Teny iditra pilao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian' ny rindrina tsy vilana na mivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A plumb-line or plummet [1.2]
Ohatra Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin'ny manda natao amin'ny pilao, sady nisy pilao teny an-tanany [2.996]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: plumb. Frantsay: plomb.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31