Teny iditra | piko | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Ranjo [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A word for fingotra and tongotra [1.2] | ||
Teny iditra | piko (py, ko) | ||
Sokajin-teny | anarana py sy mpisolo | ||
Fanazavàna teny anglisy | My eye-wink [3.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Mon clin d'oeil [3.1] | ||
Teny iditra | piko | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana, Tsimihety] Nom des fruits secs : akènes ou caryopses, qui sautent facilement quand on les touche. [1.196] | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Fivaditsoratra | kopy, piko |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |