Teny iditra penjy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra penjy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra fanao satroka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage. [1.196]
Anarana siantifika Lepironia mucronata
Ohatra 
1Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]
2Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina? [2.4]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31