Teny iditra penina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy kely fanoratana amin' ny ranomainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pen [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Plume à écrire [1.8]
Ohatra Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]
Kamban-teny 
Lohateny Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina (Rakotonaivo François)
Ny fihaviany Anglisy: pen.

Teny iditra Penina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Peninnah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Peninna [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Fenenà
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16