Teny iditra paza
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fohy nono (fiteny koa ny hoe paza nono) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having small breasts, used of all mammals [1.2]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra paza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de paza : sein de femme, court et en coupe ; par opposition au sein négroïde, allongé. On compare le fruit, papaye, à la forme du sein). Carica papaya L. (Caricaceae). Voir aussi papay et mapaza. [1.196]
Anarana siantifika Carica papaya
Ohatra Omena rona patsa ny reny mba hisy ronono (taty aoriana dia omena paza koa. [2.245]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31