Teny iditra | otazana (oty) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be picked, (of fruit or flowers) [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on cueille; qu'on sèvre [1.8] | ||||||||
Ohatra | Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao
[2.996] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | otoazana ~ toazana | ||||||||
Fivaditsoratra | atazona, otazana, toazana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |