Teny iditra |
ota
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hadisoana, heloka natao (indrindra tamin' Andriamanitra) Fandikana didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Ota fady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sin [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faute, transgression, violation; qui manque, qui oublie, qui rapporte mal les paroles de quelqu'un [1.3]
|
| Péché [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
ota
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Wrong, out of place [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui manque le but; omis [1.8]
|
Sampanteny |
|