Teny iditra | onerana (onitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Averina, soloana zavatra mitovy amin' ny an' olona nangalarina, na nosimbana, na nariana: Tsy maintsy honeranao ny bokiko narianao Soloana vola: Honerako ny ketsanao lanin' ny ondriko Efaina, soloana: Betsaka ny mpampiasa no tsy mety raha tsy honerana ny andro tsy niasana Avotana, averina amin' ny toetrany teo aloha: Tsy maintsy honeranao ny voninahitro nohitsakitsahinao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be restored, to be repaid, to be made good, to be remunerated. [1.2] | ||||||||
To be replaced, to be made good [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on remplace, qu'on dédommage [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny onerana io | ||||||||
Fivaditsoratra | anareno, anerano, anorena, onerana, orenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |