Teny iditra omby volon-takatra
Singan-teny omby ; volo ; takatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Omby mainty volon-takatra izay novonoina natao sorona ala fady raha nisy takatra nifanena andalana tamin' ny mpanjaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19