Teny iditra omby bory
Singan-teny omby ; bory
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Omby fohy kely toa mivonto fotsiny ny tandrony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A hornless cow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Boeuf sans cornes [1.8]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18