Teny iditra ombalahy tsy mihosy
Singan-teny ombalahy ; tsy ; mihosy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ireo ombalahy tsy mety hampihosena fa mandositra; enti-milaza olona kamo, tsy mety miasa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Boeuf qui ne piétine pas les rizières. Les paresseux. [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02