Teny iditra |
olonolona
(olona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A recluse. Reduplicate of olona [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de se séparer, de s'isoler [1.3]
|
Ohatra | ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory
[2.245]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
olon' olona
|
Singan-teny | olona |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpanompo [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Esclave [1.3]
|
|