Teny iditra | olon-jaka | |
Singan-teny | olona ; zaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olom-pehezina, olona fehezin' ny hafa ary miankina fa tsy mahatapa-tena irery [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Un subordonné, soumis à un autre, dépendant [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |