Teny iditra | olona mahay lalàna (olona, hay, lalàna) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo mpitsara sy mpiaro eo amin' ny fitsarana, izay efa vita fianarana ambony momba izany [1.1] | |
Tovy hevitra | mpahay lalàna | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |