Teny iditra olona boribory
Singan-teny olona ; boribory
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona tsy manan-kavana fa izy irery tsy amboa tsy lambo no sisa velona eto an-tany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14