Teny iditra ohatrinona
Singan-teny ohatra ; inona
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manontany ny vidin-javatra: Ohatrinona no vidin' iny manga iray kilao iny [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08