Teny iditra odovy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-daharan-tsikidy milaza loza na tsy fanambinana
Fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A name given to a certain column (?) in the sixidy divination which implies calamity; fig. an enemy. Comp. dovy (II.) In the provinces it means a mortal accident. [ar. Aduva, an enemy.] [1.2]
Mpanahaka  sikidy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31