Teny iditra ny ela maharay roa
Singan-teny ela ; maharay ; roa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny fotoana maharitra mahatonga fifankazarana na fahazarana tsy arahimpieritreretana (tsy tokony hafangaro amin' ny hoe: ny ela mahareroy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/02